loading
  • Date de sortie : 3 juillet 2026

Une sortie entre amis dans une maison à la compagne tourne au cauchemar lorsqu’ils réveillent un esprit. Piégés, ils comprennent qu’ils doivent trouver une solution pour stopper cet esprit… avant qu’il ne soit trop tard. Qui survivra ?

Niorina tamin'ny taona 2021, ny Rova Image dia trano mpamokatra horonantsary Malagasy tarihin'i Rova Raveloson. Tsy famokarana sarimihetsika fotsiny no tanjonay, fa indrindra ny fampitana hafatra, soatoavina ary lesona mahasoa amin'ny alalan'ny zavakanto sy ny sary mihetsika. Ny trano famokarana sarimihetsika matihanina dia matetika mifantoka amin'ny fitantarana tantara misy heviny sy kalitao avo lenta, izay ihany koa no fototra ijoroan'ny Rova Image.