Tantaran'ny tovovavy iray nisy nanolana ka noroahan'ny Rainy. Lasa nande tany amin'ny toeranabe dahalo izy ka nalain'ny dahalo an-keriny.
Réalisateur: Jean Ludovic Rakotonirina