Tiana sy lalaina tokoa ny zanaka ka tsy mitandro hasasarana mikaroka izay hahasoa azy Ireo isika Ray aman-dreny. Mety hitarika hampanaonao foana mihitsy aza indraindray, Eny na dia hamoizana ny aina koa aza. Ary mahavita mamono ny feon'ny fiheritreretana mihitsy. Tsy misaina zay mety ho fangirifirin'ny hafa. Na eo aza anefa zany, ny fitondran'Andriamanitra tsy ho takatry ny saintsika olombelona. Na inona fikasana sy fanirina dia tsarovy ny farany
Film by Kaptiora