loading

Baobab - Version Malagasy

  • Date de sortie : 22 octobre 2023

Spectacle tourné au Canal Olympia d'Antananarivo

Fampisehoana fanabeazana ny BAOBAB. Mizara fomba fijery, fijoro sy fiteny hambolena fanajana ny tena, ny hafa sy ny tontolo Iainana amin'ny ankizy. Ho an'ny ankizy, tanora, ray aman-dreny, mpampianatra, mpanabe isan-karazany.