loading
  • Date de sortie : 22 août 2023

Betsaka isika no niandry ny andiany fahadimy amin'ity andian-tantara Sarangom-pitia ity. Tsy nanaiky hatramin’ny farany i Mino ka voatery nanao sorona ny tenany, mety ho diso safidy ve izy ?

Film Malagasy novokarin'ny FR Production.