loading
  • Date de sortie : 22 août 2023

Eto amin'ny SEHATRA.COM no hamoahana voalohany ity horonan-tsary vaovao ity. Atolotra am-pitiavana ho antsika mpanohana ny sarimihetsika Malagasy. Tantara-na ankizivavy nahita fianarana saingy voatery nanao mpiasa antrano tao amina mpanan-karena iray.

Film novokarin'ny FR Production